|
|
|
|

Entry1  amborifotsy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Ny onja mifanena ka mifandona, na midona amin' ny vatolampy, ka mandroatra fotsy sy mamorivory [1.1]

Anagrams  amborifotsy, 4 omby fotsy ra

Updated on 2025/09/12