Entry ambiroa
Part of speech   noun
Malagasy definition   Karazana fanahy ambanimbany araka ny finoan' ny Ntaolo, toy ny avelo, saingy maharitra aorian' ny fahafatesana kosa; voalaza fa a) na dia mbola velona aza ny vatana dia mety hialan' ny ambiroa vetivety, ka avy amin' izany no nahatonga ireo fitenenana hoe: lasa ambiroa, mampody' ambiroa; b) na ny biby aza dia voalaza fa misy ambiroa; d) rehefa maty ny olona dia manan-toerana alehany ny ambiroa, dia anỳ Ambondrombe izany [Rajemisa 1985]
English translation   the ghost of the dead, the spirit of the living. [ar arruh.] See ombiroa. [Richardson 1885]
   the "second soul"; a ghost [Hallanger 1973]
French translation   la "seconde âme"; fantôme [Hallanger 1974]
Vocabulary  
Compound words, titles, names  
Quotes  

Updated on 2009/02/26