| Entry | 1 ambika |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 karazam-pandrika ka raha vao miditra eo amin' ny vohan-tady ny biby na vorona dia misavoana any ambony any
[Betsimisaraka]
[1.78] |
| Anagrams | 4 ambaky, ambika, 5 mibaka, mibakà |
| Updated on 2025/11/21 |
|