|
|
|
|

Entry1  ambentin-teny
Elementary words  2  venty, 3  teny
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5  Fotopototry ny teny lazaina ka averimberina matetika: Ny fandriampahalemana no ambentin-tenin' ilay mpikabary [1.1]
Explanations in English  6  [venty, substance, teny, word.] A by-word. [1.2]
7  the subject of gossip, the talk of the town [1.7]
Explanations in French  8  qu'on redit, qu'on a toujours sur les lèvres [1.3]
9  qu'on répète ou raconte partout [1.8]
Examples  10  "Tsy amidy tsy atakalo", izay ihany no ambentin-tenin' ireny. [2.472#153]
11  [2.996]
12  Hevitra telo no ambentin-tenin' ny Antoko sy ny gazety mpanohana azy dia ireto : fahaleovantena, famotsoran-keloka faobe ho an' ny mpigadra politika, firaisana. [2.113#85]
Proverbs  13  Proverbs containing the word ambentin-teny

Updated on 2025/09/12