Entry | 1 ambatonikaky |
Elementary words | 2 vato, 3 Ikaky |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 Teny tsy fampiasa afa-tsy amin' it fombam-pitenenana itỳ hoe: Manao ambatonikaky: mihenahena amin' ny heviny; ny tena ampiasana an' io fomba fiteny io matetika anefa dia ny mpivarotra mihenahena amin' ny vidin-javatra ataony, izany hoe tsy azo iadiam-barotra: Aza dia manao ambatonikaky re ianao, Andriamatoa [1.1] |
All compound words |
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |