Entry ambasadaoro
Part of speech   noun
Malagasy definition   Solontenampirenena mipetraka any amin' ny firenen-kafa ka manao izay hahatsara ny fifandraisan' ny roa tonta ara-pihavanana, ara-politika ary aratoe-karena
¶ Iraky ny firenena iray hafa handrindra fihavanana
¶ Masoivoho, andrianjahonoany [Rajemisa 1985]
English translation   an ambassador [Hallanger 1973]
French translation   ambassadeur [Hallanger 1974]
Articles  

Updated on 2017/06/29