| Entry | 1 Ambalanirana |
| Part of speech | 2 name (toponym) [Full list] |
| Examples |
3 Teo Ambalanirana Andrianjaka no nipetraka fony mbola tsy nanjaka, vao nifindra teny Ambohimanga.
[2.508#346]
4 Andrianjaka zanany tamin-dRatsitohinimanjaka, nipetraka teo Ambalanirana sy teo Ambohimanga, dia teny Andringitra ary farany dia teo Antananarivo. [2.508#341] |
| Updated on 2026/02/26 |
|