| Entry | 1 ambakoany |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Vorònan-kofehy na fehezan-drindra nokarakaraina hotenomina ho lamba na horarina ho tsihy |
| Explanations in English |
4 [1.2] a bundle of bulrushes. |
| Anagrams | 5 ambakoany, anakaomby, anakiboam, manabaoky, manakiboa, mikaboaña |
| Updated on 2025/07/29 |
|