Entry | 1 ambakiloha |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Teny ilazana lamba kely ila, izay tsy mba ambainy roa mitovy no avitrana fa ambainy iray sy sasany: Akanjo soga ketrom-bozona sy lamba ambakiloha no nanaovany. (Kilalaon' afo: R. R. R. ) |
Explanations in French |
4 [1.19] sorte d'étoffe dont on se recouvre la nuit. [Tankarana]
|
All compound words |
|
Proverbs | 6 Proverbs containing the word ambakiloha |
Anagrams | 7 ambakiloha, 8 mahakobila |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |