|
|
|
|

Entry (1/3)1  amana
Part of speech  2  conjunction [Full list]
Explanations in Malagasy  3  Teny mpampitohy enti-mampitohy anarana na mpamaritra anarana roa, izay efa mahazatra ny olona ny mampiaraka azy: Vady aman-janaka ~ Na dia kely amana bitika aza izahay dia manana ny maha-izahay anay [1.1]
Explanations in English  4  with, together with, and. It is used between nouns or verbs, as: ray aman-dreny; mihira amana mandihy. It is also used for amy, as aman-kenatra, with shame. [1.2]
5  used with closely related things, as: ray aman-dreny (reny) : father and mother [1.7]
Explanations in French  6  avec, et, sur, contre [1.3]
7  qui sert à unir les mots apparentés; ex. : ray aman-dreny (reny) : père et mère [1.8]
Morphology 
8  Simple :
All compound words  9  70 combinations of amana

Entry (2/3)10  amaña
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12  ambana, fandrahonana [Betsileo] [1.78]

Entry (3/3)13  Amanà
Part of speech  14  name (biblical) [Full list]
Explanations in English  15  Haman [2.996]
Explanations in French  16  Aman [2.996]
Vocabulary  17  Holy Scriptures
Synonyms  18  hamana, hamana, hamana
Biblical quotes  19  Chapters and verses mentioning Amanà
Article  20  Randzavola: Amanà ao amin' ny Baiboly

Anagrams  21 Amanà, amaña, amana, 22 Naamà

Updated on 2025/09/20