|
|
|
|

Entry1  alzerianina
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3 ny firenena monina any amin' ny tanin' i Alzeria (Afrika avaratra eo anelanelan' i Tonizia sy Maraoka): Manaraka ny fivavahana silamo ny Alzerianina
4 momba an' i Alzeria na an' i Alzeria na avy any Alzeria: Niady mafy ny mponina alzerianina vao nahazo ny fahaleovantenany [1.1]
Explanations in English  5 algerian [3.1]
Explanations in French  6 algérien, algérienne [3.1]
Vocabulary  7  Geography: countries, people
Analogs  8  alzeria, 9  alzeria

Anagrams  10 alzerianina, 11 renilazaina

Updated on 2025/11/02