| Entry | 1 alozina |
| Root | 2 alo |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Entin-teny: Tsy alozin-teny amin' ny lehibe aho fa afaka miresaka mivantana
5 Loarana: Raha nalozina avy tao am-bilany ny laoka ka natao tao anaty lovia, tsy tratra ny saka nandrombaka ny henan' Ikoto 6 Atsoboka: Tsy natondraka ny ro, tompoko, fa alozy ao anaty tsatokaty misy ny ro akaikinareo avy ny varinareo raha tianareo [1.1] |
| Explanations in English |
7 to have one's rice moistened with gravy; to be supplied with provisions which have been taken from the plate or spoon of a master or superior; to be brought through the medium of another, as messages brought by one person to another.
[1.2] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 13 alozina, 14 lazoina, 15 lozaina, 16 loziana |
| Updated on 2025/11/02 |
|