Entry alovo
Part of speech   noun
Malagasy definition   Trondron-dranomasina tsara nofo matsiro, mahatratra 50 sm ny halavan' ny vatany [Rajemisa 1985]
French translation   nom d'un poisson, vieille. [Tankarana] [David 1952 (takila A)]
Malagasy definition   antitra (hazandrano) [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972]
Vocabulary  

Updated on 2017/03/10