Entry aloiloy
Part of speech noun
Malagasy definition Karazana lalitra madinika kely izay manidintsidina manao andiany be dia be rehefa takariva, na aorian' ny orana, ary velona ora vitsivitsy monja [Rajemisa 1985]
English definition a gnat, a small fly. [Hallanger 1973]
French definition moucheron. [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Synonyms aloy

2009/02/23