| Entry | 1 alkaola |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Ranon-javatra mahery azo avy amin' ny fanasitiliana amin' ny lalambika ranon-javatra hafa (zavapisotro, hazo notenehina, faikan-kodi-boaloboka, beteravy, lasantsim-boninkazo...). Ny ilana ny alkaola dia hanaovan' ny olona zavapisotro mahamamo na karazan-javatra mahasoa: vinaingitra, ranomanitra, fanafody, varinesy.
[1.1] |
| Anagrams | 4 alkaola, 5 kalalao, Kalalao |
| Updated on 2025/11/10 |
|