|
|
|
|

Entry1  alin-tsara
Elementary words  2 alina, 3 tsara
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Alina farany amin' ny fankalazana ny hasoavana, izay lanina amin' ny hira sy dihy; miari-tory daholo ny olona rehetra ary fadina ny firaisana ara-nofo [Tambahoaka] [1.1]

Anagrams  alin-tsara, 6 salanitra

Updated on 2025/09/12