|
|
|
|

Entry1  aletra
Root  2 letra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Ampidirina an-kery: Ka angaha azo aletra amin' izao ao anaty kiraro ny tongotra?.
5 Alentika an-tery setra: Aza aletra ao anatin' ny hidim-baravarana ny fanalahidy. [1.1]
Explanations in French  6 qu'on enfonce, qu'on fait pénétrer, qu'on pousse, qu'on presse, qu'on fourre, qu'on introduit avec peine: Tsy azo aletra ao anatin' io hazo io ny fantsika (On ne peut pas enfoncer le clou dans ce bois) ~ Tsy azonao aletra ao anatin' ireo kiraro ireo ny tongotrao (Vous ne pouvez pas faire entrer vos pieds dans ces souliers). [1.3]
Examples  7  Tsy nisy azo natao fa dia naletra fotsiny tany, naforitra ny hatony, ary nodonina hiditra ny tampon-dohany. [2.472]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Anagrams  12 aletra, 13 elatra

Updated on 2025/09/12