| Entry | 1 alemanina |
| Part of speech | 2 noun or adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Alemaina: Nizara roa ny Alemanina hatramin' ny ady lehibe faharoa tao
4 Momba an' i Alemaina na an' i Alemaina na avy any Alemaina: Sambo alemanina [1.1] 5 German [1.1] 6 allemand, allemande [1.1] |
| Examples |
7 Fa ny tsy nety hadinoko indrindra dia ilay fanasana ahy, volana jolay 1953, tany Soisa alemanina, miteny alema, tany Pfaffikon, akaiky an' i Zurich.
[2.356#]
|
| Vocabulary | 8 Geography: countries, people |
| Other spellings | 9 alemaina, alemaina |
| Anagrams | 10 alemanina, 11 anilemana |
| Updated on 2025/11/02 |
|