|
|
|
|

Entry1  alanto
Root  2 lanto
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Alamina, alahatra: Alantoy tsara ireto entako ireto
5 Atao mirindra tsara, atao tsara lahatra: Nalanton' ny mpikabary tsara ny teniny ka nikoy ny mpihaino rehetra [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Anagrams  10 alanto, 11 latona, 12 Lotana, 13 tolàna, tolana

Updated on 2025/11/13