Entry Alananindro
Part of speech   name (toponym) [list]
Examples  
1Tamin' ny androny no nahatongavan' ny Faliandro tany Alananindro. [Randriamamonjy: Tantara, page 325]
2Alananindro ao atsimo - Homatsazo (na Homatrazo) ao andrefana atsimo. [Randriamamonjy: Tantara, page 318]
3Tamin' ny andro nanjakan' izy mirahalahy ireo no tonga tany Alananindro ny tafika nentin-dRadama I. [Randriamamonjy: Tantara, page 326]
4Nizara telo Alananindro, dia Alananindro vatana ao avaratra, Manambolo ao atsimo ary Onisoa ao andrefana. [Randriamamonjy: Tantara, page 324]

Updated on 2015/08/16