| Entry | 1 alamo |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Tenan-javatra avy amin' ny alominioma sy potasioma manan-tsiron-tsira handatrandatra ary ampiasaina mba hampiraikitra tsara ny loko atao sora-javatra sy handiovana ny rano mikobana [1.1] |
| Explanations in English |
4 alum [1.2] |
| Explanations in French |
5 alun [1.3] |
| Anagrams | 6 alamo, 7 amalo, 8 lamao, 9 malao, 10 maola, 11 Olama |
| Updated on 2025/09/12 |
|