Entry alahelohelo (alahelo)
Part of speech   noun
French translation   [duplicatif diminutif] [Abinal 1888]
Examples   tsy mba malahelohelo izy ka milaza ny tenany hoe " ory " na " manina " - ary eo no tsy maha-romantika azy velively - nefa kosa tsapa fa toa misy alahelohelo misoko toa manenika ny tena amin'ny teny ampiasainy [Rajemisa: Fiteny 4, page 44]
Morphology  
alahelohelo
alaheloheloko
alahelohelonao
alahelohelony
alahelohelontsika
alahelohelonay
alahelohelonareo
alahelohelon'
alahelohelon-
alahelohelom-

Updated on 2017/01/21