Entry alafy (lafy)
Part of speech   passive verb
Malagasy definition   Amidy ambongadiny (mba hatao varotra antsinjarany): Nalafiko taminy ny tsaramaso sy voanjobory rehetra terỳ Behandrina [Rajemisa 1985]
Morphology  
alafy
alafiko
alafinao
alafiny
alafintsika
alafinay
alafinareo
alafin'
alafin-
alafim-
nalafy
nalafiko
nalafinao
nalafiny
nalafintsika
nalafinay
nalafinareo
nalafin'
nalafin-
nalafim-
halafy
halafiko
halafinao
halafiny
halafintsika
halafinay
halafinareo
halafin'
halafin-
halafim-
alafaso

Entry alafy
Part of speech   noun
Malagasy definition   Zavamaniry mampanolatra fery haingana ny hodiny sy ny raviny (Alafia pauciflora) [Rajemisa 1985]
French definition   [Sakalava, Tankarana] Alafia pauciflora Radlk., Alafia perrieri Jum. et Alafia thouarsii Roem. & Schult. (Apocynaceae). Lianes à latex riche en saponine, utilisé comme succédané du savon. [Boiteau: Végétaux]
Vocabulary  
Scientific name   Alafia pauciflora, Alafia perrieri, Alafia thouarsii

Updated on 2017/12/12