Entry akotroka (kotroka)
Part of speech   passive verb
Malagasy definition   Atao mikotrokotroka, mirohondrohona: Akotrohy kely ny orga fa fety anio
¶ Ampiasaina mba handrahoana, entina mahandro: Vilany iza no akotroka ireto vomanga ireto [Rajemisa 1985]
Morphology  
akotroka
akotroko
akotrokao
akotrony
akotrotsika
akotrokay
akotrokareo
akotrok'
akotro-
nakotroka
nakotroko
nakotrokao
nakotrony
nakotrotsika
nakotrokay
nakotrokareo
nakotrok'
nakotro-
hakotroka
hakotroko
hakotrokao
hakotrony
hakotrotsika
hakotrokay
hakotrokareo
hakotrok'
hakotro-
akotrohy

Updated on 2012/10/17