Entry | 1 akorotsaka |
Root | 2 korotsaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Aidina; akoriana: Rano mahamay no nakorotsany tamin' ny lohako ~ Nakorotsaka tao an-dava-bary ny vary [1.1] |
Examples |
5 Miempo ao ambaniny ny tendrombohitra, Ary mivava ny lohasaha, Tahaka ny savoka taninin' ny afo, Sy tahaka ny rano akorotsaka eny amin' ny hantsana.
[2.996#]
|
Morphology |
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |