Entry | 1 akoriana |
Root | 2 koriana |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Ampandehanina misosa miadana, asosa tsy misy manakantsakana: Nakorianan' ny Mpandahatra eny an-dohasaha ny rano mba hamelona ny biby sy ny zavamaniry Akorisa, akisaka: Akoriano hatreto io vato io raha voatosikareo [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 9 akoraina, 10 akoriana, 11 anakirao, 12 anakoray |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |