| Entry | 1 akoretika | 
| Root | 2 koretika | 
| Part of speech | 3 passive verb | 
| Explanations in Malagasy | 4   Atao mikoretika tsy milamina, mitsiporetika; akorontana, asafotofoto: Nakoretin' ny ankizy ny fitafiana tao am-bata ka nifangaro be ihany [1.1] | 
| Morphology | 
 | 
| Updated on 2025/09/12 |   |