|
|
|
|

Entry1  akoran-javatra
Elementary words  2 akora, 3 zavatra
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 Anarana omena ireo harena sy vokatry ny tany, toy ny metaly tsy voaempo, ny landihazo..., tsy mbola voahodina ho zavatra azo ampiasaina [1.1]
6 akora ahodina ho tonga zava-hita [1.13]
Explanations in French  7 matières premières [1.13]
Vocabulary  8  Economy: (in general)
Synonyms  9 akoram-bokatra, akoran-draha

Updated on 2025/09/12