|
|
|
|

Entry1  akombona
Root  2  kombona
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Tsy velarina: Akombony ny bokinareo
Hidiana, tsy sokafana: Nakombony tsara ny vavany
Fihinina, fiazana: Akombona ao anaty tanana ny vola [1.1]
Explanations in English  5  to be closed, to be brought together, to be shut as the lips, a book, etc [1.7]
Explanations in French  6  qu'on ferme comme les lèvres, un livre, etc; qu'on serre [1.8]
Examples  7  Tsy sahy nijery olona firy amin' izany, sao mbola misy lokomena sisa tavela eny amin' ny endrika, ny tratram-palitao koa akombona mba tsy ho hita ny dia-molotra amin' ny lobaka. [2.4#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Anagrams  12 akombona, 13 am-bokona, 14 manoboka

Updated on 2025/09/12