|
|
|
|

Entry1  akodingy
Root  2 kodingy
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Azera, adaboka dia avela hikodiadia: Nakodinginy tany an-tevana ilay vato nanakan-dalana anay
5 Aongana: Nakodingin' ny Filoha ireo minisitra faly nameno paosy [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Updated on 2025/09/12