Entry ako
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fiverenan' ny feo mahadona zavatra, toy ny rindrina na tamboho na tendrombohitra
¶ Fiverenana any aoriana:
Ao ny tsantan' ny andro taloha
sy ny hiran' ny fahazazako
no milevina ka tsy mifoha
na miverina mba hitondra
ako!
(J.-J. Rabearivelo) [Rajemisa 1985]
   tamberim-peo [SLP: Voambolana]
English translation   an echo; a reverberating sound. [Richardson 1885]
   an echo [Hallanger 1973]
French translation   écho [Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995, SLP: Voambolana]
Vocabulary  
Derivations  
Quotes  

Entry ako
Part of speech   noun
French translation   inverse [SLP: Voambolana]
Vocabulary  

Entry ako
Part of speech   noun
French translation   impulsion [SLP: Voambolana]
Vocabulary  

Entry akô
Part of speech   adverb [list]
Malagasy definition   ao [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972]

Entry ako
Part of speech   preposition [list]
Malagasy definition   tahaka, hoatry [Antemoro] [Rakotosaona 1972]

Updated on 2015/03/10