| Entry | 1 akivilivily |
| Root | 2 kivilivily |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Ahetsika mankatsy sy mankaroa, akipilipily: Akivilivilio ny tananao dia hafana ianao
5 Ahodinkodina: Nakiviliviliny ny antsamotady ka nahavoa ny omby ny vato [1.1] |
| Explanations in English |
6 to be swung back and forth
[1.7] |
| Explanations in French |
7 à faire balancer, à faire osciller, qu’on fait tourner
[1.3] 8 qu'on balance, qu'on fait osciller [1.8] |
| Examples |
9 nakiviliviliny ny antsamotady ka nahavoa ny omby ny vato (Il a fait tourner la fronde et la pierre a atteint le boeuf)
[1.3]
|
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|