| Entry | 1 akipika |
| Root | 2 kipika |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Alana ka akifika: Aza akipika atỳ amiko ny rano amin' ny lambanao
5 Atsipy: Hakipiko itỳ zaza itỳ raha mitomany lava toy izao [1.1] |
| Explanations in French |
6 à rejeter en secouant, qu'on repousse:
7 Aza akipika eto amiko ny rano amin’ ny lambanao (Ne secouez pas sur moi l'eau de votre lamba) ~ 8 Hakipiko ity zaza kely ity, raha tsy zaka tenenina (Je vais jeter au loin ce petit enfant, s'il n’écoute pas les réprimandes) [1.3#333] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/11/17 |
|