Entry akija (kija)
Part of speech   passive verb
Malagasy definition   Tanana, tazonina, hidiana: Nakijan' ny mpampianatra tao am-pianarana ny mpianatra telopolo [Rajemisa 1985]
Morphology  
akija
akijako
akijanao
akijany
akijantsika
akijanay
akijanareo
akijan'
akijan-
akijam-
nakija
nakijako
nakijanao
nakijany
nakijantsika
nakijanay
nakijanareo
nakijan'
nakijan-
nakijam-
hakija
hakijako
hakijanao
hakijany
hakijantsika
hakijanay
hakijanareo
hakijan'
hakijan-
hakijam-
akijao

Updated on 2010/05/14