| Entry | 1 aketsa |
| Root | 2 ketsa |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Afindra: Mbola kely loatra, anaka, ny varintsika ka tsy azo aketsa
5 Atao ketsa: Tsy manana vary aketsa akory izy ka mba mihambo erỳ [1.1] |
| Explanations in English |
6 to be transplanted
[1.7] |
| Explanations in French |
7 qu'on transplante, qu'on repique (le riz)
[1.8] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 13 akatse, aketsa, 14 atseka, 15 etsaka, 16 tesaka, Tesaka |
| Updated on 2025/11/21 |
|