| Entry | 1 akatsaka |
| Root | 2 katsaka |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Asaina mikatsaka, mitady, ilazana olona ampitadiavana zavatra: Ikoto no nakatsaky ny zokinay io boky io fa tsy nahita izy.
[1.1] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|