Entry | 1 akatroka |
Root | 2 katroka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Entina mikatroka, mipoka amin' ny..., mandona: Ny tandrony no nakatrok' ilay omby ny vato ka tapaka Asaina mikatroka, miady, midona; adona, apoka: Nakatroky ny mpampianatra izy roa lahy tia adiady ka fay tsy te hiady intsony ~ Nahoana no nakatrokao tamin' ny rindrina ny lohan' ny zandriko? [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 9 akatroka, 10 akotràka, 11 karatoka, 12 katraoka, 13 korataka, 14 takaroka |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |