Entry akatraoka (katraoka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atao mikatraoka, na miteraka feo toy ny an' ny tongotsoavaly na kiraro mandeha amin' ny vato: Aza akatraoka ohatra izany iny kiraro hazonao iny fa manaitra zaza [1.1]
Morphology 
Present : akatraoka, akatraoko, akatraokao, akatraony, akatraotsika, akatraokay, akatraokareo, akatraok', akatrao-
Past : nakatraoka, nakatraoko, nakatraokao, nakatraony, nakatraotsika, nakatraokay, nakatraokareo, nakatraok', nakatrao-
Future : hakatraoka, hakatraoko, hakatraokao, hakatraony, hakatraotsika, hakatraokay, hakatraokareo, hakatraok', hakatrao-

Updated on 2023/01/05