|
|
|
|

Entry1 akasika
Root  2kasika
Part of speech  3 passive verb
Explanations in Malagasy  4 Entina mikasika, manendry: Ny loharantsany fotsiny nonakasiny an' ilay marary dia sitrana ilay io
Atao mikasika: Akasiho eo ange ny tananao raha tsy mangorintsina [1.1]
Examples  5 hay izany toaka izany raha akasika vava sisan-tsakay, tsy fanome na rafilahy aza! [2.4#]
Morphology 
6 Present :
7 Past :
8 Future :
9 Imperative :

Anagrams  10 akasika, 11 akisaka

Updated on 2025/09/12