|
|
|
|

Entry1  akarina
Root  2 akatra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Atao amin' ny toerana ambony na avoavo kokoa: Akaro any ambony rihana itỳ fitoeram-boky itỳ.
5 Asondrotra, asandratra: Nakarina ho jeneraly ilay kolonely tanora.
6 Ampidirina aradalana ao an-trano ho vady: Nakarin-dRakoto ho vady Rasoa. [1.1]
Explanations in English  7 to be brought up, to be fetched up; to be taken up, as words, letters, or persons from inferiors to superiors.. [1.2]
8 to be lifted up. [1.7]
Explanations in French  9 qu'on soulève, qu'on met plus haut, qu'on met plus haut. [1.8]
Examples  10  Rehefa izany dia akarina ny saina. [2.508#]
11  Tsy maintsy akarina ireo fa mampahory ny madinika. [2.643#]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Anagrams  17 akarany, 18 akarina, 19 araka ny

Updated on 2025/11/02