| Entry (1/2) | 1 ajanony |
| Root | 2 janona |
| Part of speech | 3 imperative of passive verb ajanona [Full list] |
| Examples |
4 ajanony tsy hianatra intsony ity zanakao ity fa efa lehibe nefa tsy manan-tsaina
[1.1]
5 ajanony any raha toy izany foana, / ajanony any fa mandany fotoana, / Vao may mati-kambo, sy mampidingin-drambo, / ajanony any samy miala! [AmbondronA] |
| Entry (2/2) | 6 ajanony |
| Root | 7 janona |
| Part of speech | 8 passive verb ajanona and pronoun |
| Anagrams | 9 ajanony, 10 anjanoy, 11 Anjoany, 12 aonjina |
| Updated on 2025/09/10 |
|