Entry aiza ho aiza
Part of speech   expression
Malagasy definition   enti-manontany izay tokotokony ho toerana misy zavatra iray raha avy eo amin' ny toerana iray efa fantatra: Aiza ho aizan' ny Lapan' ny tanàna no misy anareo [Rajemisa 1985]
English translation   whereabouts (is it)? [Richardson 1885]
   ¶ aiza ho aiza kokoa? : which is nearest? how does this compare? [Hallanger 1973]
French translation   ¶ aiza ho aiza kokoa? : lequel est plus proche? comment voyez-vous cela? [Hallanger 1974]

Updated on 2009/11/07