| Entry (1/2) | 1 aidina |
| Root | 2 idina |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Atao, alefa midina, entina ho amin' ny toerana iva na ambany kokoa: Aidino kely ilay latabatra ao ambony rihana Arotsaka (rano na voan-javatra): Aidino moramora ao an-tsinibe ny rano ~ Naidina tao an-davabary ny vary rehetra Arendrika dia alatsaka ao anaty lasitra: Naidina fotsiny angamba itỳ antsy itỳ fa tsy mba notefena [1.1] |
| Explanations in English |
5 used of that which is poured out, as water, etc.; or of that which is taken down, as a thing taken down stairs, or a boy put lower down in a class, etc. [1.2] 6 to be poured out [1.7] |
| Explanations in French |
7 Qu’on verse, qu’on coule dans un moule [1.3, 1.8] 8 Qu’on fait descendre, qu’on fond [1.3] |
| Examples |
9 aidina avy eo ambony ny rano, dia samy manasa ny tanany
[2.245]
10 naidina tao an-dava-bary ny vary rehetra (Tout le riz a été versé dans le trou) [1.3] 11 naidina sa notefena io hety io? (Est-ce que ces ciseaux ont été fondus ou forgés?) [1.3] 12 Omby betsaka no naidina tany Toamasina (On a fait descendre beaucoup de bœufs à Tamatave) [1.3] 13 aidina amin' ny tapaky ny milina ny akotry ary avoakany fotsimbary tena madio any amin' ny tapany anankiray. [2.332] |
| Morphology |
|
| All compound words | 18 rano aidina |
| Synonyms | 19 voampidina |
| Entry (2/2) | 20 aidina |
| Part of speech | 21 noun |
| Explanations in English |
22 [Root idina?] The Sakalava name for grease or fat. [1.2] |
| Updated on 2025/10/08 |
|