| Entry | 1 ahontsana |
| Root | 2 hontsana |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Hetsiketsehina: Ahontsano ny tavoahangy hahitana raha mbola misy loto
5 Kobanina: Ahontsano ao anaty barika ny rano hanasana azy [1.1] |
| Explanations in English |
6 to be rinsed by shaking; to be shaken (of a bottle)
[1.7] |
| Explanations in French |
7 qu'on rince en secouant; qu'on secoue, comme une bouteille
[1.8] |
| Morphology |
|
| Synonyms | 12 ahontsankontsana |
| Anagrams | 13 ahontsana, 14 antsahona |
| Updated on 2025/09/12 |
|