|
|
|
|

Entry1  ahohoka
Root  2 hohoka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Afotitra ka ny vavany no atao ambany: Ahohofy ny siny rehefa tsy misy rano.
5 Enti-milaza olona semporina amin' ny fampandriana azy tsy mitsilany fa ny kibony no atao ambany mandry: Taloha nahohoka ny zaza teraka alakaosy.
6 Alentika ao anatin' ny fahoriana: Nahohony tamin' ny fisotroan-toaka ny fianakaviany. [1.1]
Explanations in English  7 to be laid with the face or opening down. [1.7]
Explanations in French  8 à mettre l'ouverture en bas.
9 à plonger dans la misère, enfant qu'on étouffe (en le tenant le visage dans l'eau). [1.3]
10 qu'on renverse, qu'on tourne avec l'ouverture en bas; qu'on met avec la bouche en bas. [1.8]
Examples  11  hahohokao angaha ny fianakavianao no tsy mamboly vary hianao? (vous voulez donc plonger votre famille dans la misère en ne plantant pas de riz?) [1.3]
12  Tsy misy manao soa hoatra ny vilany, fa raha lany ny ao anatiny, ahohoky ny olona. [2.558]
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02