| Entry | 1 ahoatra |
| Root | 2 hoatra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Ampandalovina ambony, an-koatra..., alefa mihoatra...: Ahoary ny tamboho io entana io [1.1] |
| Explanations in French |
5 à faire passer dessus, au delà: Hahoatrako amin' ny tamboho ny fanalahidy ka tantazo (Je vais faire passer la clef par dessus le mur, recevez-là) [1.3] |
| Examples |
6 ary rahefa nisotro, maka indray ahoatra ny loha ny, dia asafo ny lolia ny.
[2.48]
|
| Morphology |
|
| Anagrams | 11 ahaotra, 12 aharato, 13 ahoatra, 14 aohatra, 15 raha toa, 16 taoraha |
| Updated on 2025/09/12 |
|