Entry ahoako (ahoana, -ko)
Part of speech   adverb ahoana and pronoun
English translation   an expression of dislike: What should I do with it? What is the good of it. [Richardson 1885]
Examples   Ahoako inona akory izay sikajinao! [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 6]
Ehe, le somonjara, hoy i, nareo, fe i tsy ahoako. [Gueunier: Contes, page 29]
Ahoako inona anefa izany, hoy aho, izaho tsy manana entana ity? [Andraina: I Vola, page 80]

Updated on 2016/10/31