Entry ahisatra (hisatra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Akisaka na akorisa miadana: Ahisatry ry zalahy ny raharaha, ka mimenomenona ny vahoaka [1.1]
Explanations in French à trainer lourdement [1.3]
Morphology 
Present : ahisatra, ahisatro, ahisatrao, ahisany, ahisatsika, ahisatray, ahisatrareo, ahisatr', ahisa-, ahisatry
Past : nahisatra, nahisatro, nahisatrao, nahisany, nahisatsika, nahisatray, nahisatrareo, nahisatr', nahisa-, nahisatry
Future : hahisatra, hahisatro, hahisatrao, hahisany, hahisatsika, hahisatray, hahisatrareo, hahisatr', hahisa-, hahisatry
Imperative : ahisaro

Updated on 2023/01/19