Entry | 1 ahirina |
Root | 2 hirina |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Ilazana ny olona efa ho faty izay akimpy ny masony: Nahirin-janany Rakoto nony ho faty [1.1] |
Examples |
5 Mifandray tendro amin'ny poety maro eto i Dox raha milaza fa ny maso ahirina eto an-tany dia antenaina fa hihiratra any an-koatra;
[2.313#]
|
Morphology |
|
Anagrams | 10 ahirina, 11 hariañy, 12 hiraina, 13 ihirana, 14 irahina |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |