| Entry | 1 ahiratra |
| Part of speech | 2 passive verb |
| Root | 3 hiratra |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Sokafana (maso) |
| Explanations in English |
9 [1.7] to be opened wide (of the eyes) |
| Explanations in French |
10 [1.3] à écarquiller 11 [1.8] être grands ouverts, qu'on écarquille (se dit des yeux) |
| Examples |
12 [1.1] ahirato ny masonao. 13 [2.499] ahiratra tsara ny maso. 14 [2.48] Ary raha tsy mbola mipaka ao akekiny ka ahiratra ny masony: |
| Proverbs | 15 Proverbs containing the word ahiratra |
| Anagrams | 16 aharatry, ahiratra, haraitra, hariatra, hirarata, hitarara |
| Updated on 2025/07/29 |
|